|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 rango
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Lava mahia, lava manify. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4long et maigre. [1.3]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  6Fikambanana 6 amin' io teny io

Teny iditra (2/4)7 rango
Sokajin-teny  8 Tsy lazaina
Sampanteny 
Anarana :

Teny iditra (3/4)10 rango
Sokajin-teny  11 anarana
Fanazavàna teny malagasy  12Karazan-tononkira miady rima mitanisanisa zavatra. [Sakalava] [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Voambolana  14 Haisoratra: (amin' ny ankapobeny)
Kamban-teny rehetra  15Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (4/4)16 rango
Sokajin-teny  17 mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  18a word for anefa. [Provincial] [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11