|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 rambon-damba
Singan-teny  2rambo, 3lamba
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5ny vola entina mitsapa alahelo ny mana-manjo.
6Anarana enti-milaza ny vola famangiana amin' ny fahoriana, raha toa ka efa voalevina ny razana no tonga mamangy (efa voalevina mifono lamba ny maty, ka ny famangiana manaraka aty aoriana dia toy ny rambo manaraka ny lamba).
7(Jer.
8koa: ranombary tsy masaka, solontsosoa, fao-dranomaso, kofehy, solon-kofehy, zara levenana). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9a gift brought at the time of a funeral. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10participation financière apportée à un enterrement. [1.8]
Ohatra  11 Sasao madio dia madio ny fery, dia alaina ny fangoka (rambondamba) sy ny lavenon-dambarano sy ny kelihomandrà (bozaka mandady tahaky ny sofin-totozy), ahandroina ny vary sosoa ridritra atao aman-dravina atao mahamay; [2.48]
Voambolana  12 Teny fanajana

Teny iditra (2/2)13 rambon-damba
Singan-teny  14rambo
Sokajin-teny  15 anarana
Fanazavàna teny anglisy  16The fag-ends of a cloth, the thread left unwoven.. [1.2]
17the end of a piece af weaving. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  18frange au bout d'une étoffe qu'on tisse. [1.8]
Voambolana  19 Toe-karena: zaitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12