|
|
|
|

Teny iditra1 solonkofehy
Singan-teny  2solo, 3kofehy
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Anarana enti-milaza ny vola famangiana amin' ny fahoriana raha toa ka eo amin' ny fotoana amonosana ny razana no tonga mamangy (jereo koa: Ranombary tsy masaka, solon-tsosoa, fao-dranomaso, rambon-damba, zara levenana).
6(solon-kofehy) Anarana omena ny vola famangiana ny fianakaviana mana-manjo raha mby eo amin' ny famonosan-damba no tonga mamangy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [solon-kofehy] 7Argent donné aux enterrements. [1.3]
Tovy hevitra  8kofehy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12