|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fao-dranomaso |
| Singan-teny | 2faoka, 3rano, 4maso |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6Vola famangiana omena ny tompon' alahelo raha mbola eo am-bohitra ny razana (tsara homarihina fa mbola misy anarana hafa omena ny vola famangiana amin' io fotoana io, toy ny hoe solon-tsosoa, ranombary tsy masaka, fa anarana hafa kosa no iantsoana ny vola famangiana amin' ny fotoana hafa: kofehy, solon-kofehy, rambondamba, zara levenana).
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7[ranomaso, tears.] A present given to the near relatives of a deceased person..
[1.2] |
| Ohatra |
8 ny velona ampisotroinareo ranombary sy omena fao-dranomaso ary otroninareo, omen-kaja sy omem-boninahitra.
[1.370#63]
9 Ny hafa kosa, raha vao mandre ny manjo, dia midodododo mamangy ka ny vola omena amin' izany dia solon-tsosoa na ranombary tsy masaka na koa faodranomaso [2.436#] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|