|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 raingy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny anglisy  3reeling, staggering.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  4contrainte.. [1.3#502]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  17raingiraingy
Kamban-teny rehetra  18mandia raingy

Teny iditra (2/2)19 raingy
Sokajin-teny  20 anarana
Fanazavàna teny malagasy  21hazo ahodinkodina haingana eo amin' ny lempona kely amin' ny hazo hafa iray mba hiteraka afo.
22fanerena, famoritana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  23small pieces of wood used to produce fire by friction.
24Rengy is used in the provinces.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  25Bois qu'on fait tourner rapidement dans un trou pratiqué dans une autre pièce de bois, pour avoir du feu ; l’action elle-même ;. [1.3#502]
26Appareil pour allumer du feu ; bois qu'on faisait tourner rapidement dans le trou pratiqué dans une autre pièce de bois pour élever la température par frottement.
27raingy est le nom de la pièce mâle.
28fandraingy désigne la pièce femelle ; et au sens figuré, la personne qu'on contraint à faire quelque chose contre son gré.
29Voir fositra, fositrafo.. [Tsimihety, Sakalava] [1.196]
Voambolana  30 Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  31afon-draingy

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08