|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 fositra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Hazo mafy dilorina eo ambonin' ny hazo malemy anankiray hahazoana afo.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4the use of the fire drill.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5action de faire le feu en tournant une tige de bois.
[1.8] 6Substantif et racine verbale (du malais pusar) : action de faire tourner rapidement un bois pointu dans un trou pratiqué dans un autre bois, la friction produira un échauffement, puis du feu. 7Aussi, nom des bois utilisés à cet effet (ancien, leur connaissance est oubliée en Imerina). 8La forme verbale active foserina, participe passé, s'applique surtout à la partie femelle, tandis que fosero, impératif, s'applique à la partie mâle. 9« Fosero io hazo io hiteraka afo : faites tourner rapidement cette partie mâle pour produire du feu ». 10Pour la forme verbale passive, on a aussi deux participes passés : afositra, s'appliquant à la partie mâle ; voafositra, s'appliquant au feu allumé par ce procédé. 11Au sens figuré, ce dernier mot désigne une affaire menée rondement, sans perte de temps.. [Merina] [1.196] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 15 Haizavamaniry |
| Kamban-teny rehetra | 16Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 17 fositra |
| Sokajin-teny | 18 Tsy lazaina |
| Fanazavàna teny anglisy |
19Root of afositra, foserana, mifositra, ifoserana, mamositra, amoserana.
20See sitrika.. [1.2] |
| Teny iditra (3/3) | 21 fositra |
| Sokajin-teny | 22 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
23Bibikely homana ny fakan' ny zavamaniry, toy ny fary, voavahy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
24a kind of insect..
[1.2] |
| Voambolana | 25 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Kamban-teny rehetra | 26lanim-positra |
| Ohabolana | 27 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 28 faritso, 29 fitrosa, 30 fositra, 31 rafotsy, 32 ratsy fo, 33 sifotra, 34 Tryfosa, 35 tsirofa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|