|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miraingy |
| Fototeny | 2raingy |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Enti-milaza ny afo azo amin' ny fandraingena: Afo miraingy io fa tsy afo azo tamin' ny afokasoka akory.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|