|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 raha vao |
| Singan-teny | 2raha, 3vao |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Mitarika fehezankevitra milaza fotoana hentitra: Raha vao maneno ny lakolosy, dia tsy maintsy miditra ny mpianatra.
[1.1] |
| Ohatra |
6 Ilezo ihany no nanontaniako, raha vao tonga aho
[2.324]
|
| Fivaditsoratra | 7 aravaho, 8 arovaha, 9 raha vao |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|