|
|
|
|

Teny iditra1 raha tany
Singan-teny  2raha, 3t~, 4any
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6toy ny raha tsotra ihany, saingy manantitrantitra kokoa ny fisian' ilay fepetra: Raha tany mihira ianao, dia homeko vola. [1.1#807]
Fanazavàna teny frantsay  7si par hasard, supposé que, dans le cas où. [1.3#499]
Ohatra  8 raha tany misy hotsaka, misy sahona [2.69#247]
9 Tsy maninona, raha tany manta, feno herana sy tsilo, ilay tany [2.472#150]
Tsipelina hafa  10raha tahiny ka

Fivaditsoratra  11 haiñatra, 12 itrahana, 13 raha tany

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02