|
|
|
|

Teny iditra1 raha tahiny ka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3toy ny raha tsotra ihany, saingy manantitrantitra kokoa ny fisian' ilay fepetra: Raha tahiny ka mihira ianao, dia homeko vola. [1.1#807]
Ohatra  4 Ny afo arehitra raha tahiny ka mba diso aoriana kely izahay [2.332#19]
5 ireo mpihevitra fa andevozina ny sainy raha tahiny ka mino izy [2.313#89]
6 inona no fampiononana ataony amin' ilay anankiray raha tahiny ka mba malahelo koa izy io? [2.314#51]
Tsipelina hafa  7raha tany

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02