|
|
|
|

Teny iditra1 Rafanoharana
Sokajin-teny  2 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Rafanoharana (1901-1951) (Bolespara). [3.1]
4Rafanoharana - na Bolespara eo amin' ny lanitry ny literatiora - dia mpanoratra sy poety fanta-daza efa anisan'ny zokinjokiny fa teraka tamin' ny 1901.
5Izany dia manambara avy hatrany fa anisan' ireo poety malagasy taloha noheverina ho nandraikitra ny filamatry ny poezia teto izy.. [2.314]
Fanazavàna teny frantsay  6Né a Ambositra, il est élevé par sa grand-mère qui lui inculque l'amour des histoires et de la littérature malgache.
7Il poursuit ses études dans les écoles protestantes, il y enseigne puit devient comptable dans différents établissements de 1925 à 1951.
8Il est ami avec d'autres poètes, Rabearivelo, Ny Avana, Jean Narivony, et, en 1931, cherche à créer des associations d'écrivains ressemblant à l'Académie Malgache.
9Il écrit lui-même des nouvelles et de la poésie dans les journaux, et reçoit le deuxième Prix des Belles-Lettres en 1932 pour son roman Ilay veromanitra.. [1.59]
Voambolana  10 Tantara: olona 11 Haisoratra: mpanoratra
Asa navoany  12 Ilay ony
13 Manjombonjombona
14 Ny Fanandratan-tena
15 Tsy tanim-pahoriana
16 1977 Ilay Veromanitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12