|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 plan    
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3marika.
4sarin-trano mampiseho ny fanorenana sy ny efotrefitra (building drawing).
5sarin-tanàna mampiseho ny lalana sy ny iorenany ny trano (city map, area map).
6hevitra voalamina (intention about what to do). [1.32#236]
Fanazavàna teny anglisy  7marika : a plan or drawing. [1.5]

Teny iditra (2/3)8 plan    
Sokajin-teny  9 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  10mandamina hevitra : to plan. [1.32#236]

Teny iditra (3/3)11 plan    
Sokajin-teny  12 anarana
Fanazavàna teny frantsay  13drafitra : plan, planning.
14drafitsary : plan.
15drafitra ankapobeny : plan général.
16drafitsarintany vita kadasitra : plan cadastral.
17drafitsary hanatsarana ny tanàna : plan d'urbanisme.
18lafiny : plan; point de vue [SLP 1986].
19lemaka : plan [SLP 1986].
20lemaka anatrika : plan frontal.
21lemaka anoloana : plan frontal.
22lemaka an-tendrony : plan du bout.
23lemaka fifandrifiana : plan axial.
24lemaka fototra : plan principal.
25lemaka ify : plan affine.
26lemaka ify eoklidiana : plan affine euclidien.
27lemaka ila : plan de profil.
28lemaka lefitra : plan secondaire.
29lemaka manaraka fehibe : plan équatorial.
30lemaka marindrano : plan horizontal.
31lemaka mijidina : plan vertical.
32lemaka miraika ria mirona : plan incliné.
33lemaky ny ekliptika : plan de l'écliptique.
34lemaky ny fay : plan de faille.
35maritrano : architecture, plan.
36planina : plan.
37sarintanim-paritra : plan. [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12