|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 marika |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Soratra na sary milaza isa: Ataovy marika arabo fa tsy romanina.
4Fanisana, fahaizana manisa: Mianatra marika ~ Manao marika. 5Famantarana: Asiana marika ny lamban' ny kilasimandry. 6Sary fanamarinana, porofo: Atolotray anao itỳ voninkazo itỳ ho mariky ny fankasitrahanay. 7Fakan-tahaka, filamatra: Ity nomeko anao hatao marika, ka nahoana no novanao?. 8Soritra: Ny batemy dia manisy marika tsy azo vonoina ao amin' ny fanahy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9a sign or mark.
10a plan or drawing. 11arithmetic. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12signe ou marque.
[1.8] |
| Ohatra |
13 Nisy marika hafa koa hitako.
[2.472]
14 Hampianariny marika tsara ireo zanany ireo mba tsy hovoambakan' ny sasany any aoriana any. [2.470] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 26Fikambanana 46 amin' io teny io |
| Ohabolana | 27 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 28 kamary, 29 kamira, 30 karima, 31 Makira, 32 marika, 33 mikara |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|