|
|
|
|

Teny iditra1 planina
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Tetika efa maty paika entina manatanteraka soritr' asa iray na maro mandritra ny fotoana voafetra mialoha; teti-pivoarana. [1.1]
4Jereo drafitra. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5plan. [1.13]
Tovy hevitra  6drafitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12