|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 -drafitra
Sokajin-teny  2 endritenin' ny hoe rafitra
Ohatra  3 Lakan-drafitra very fivoy, anie aho, ry zareo [2.285#137]

Teny iditra (2/2)4 drafitra
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny malagasy  6Tsipika manoritra an-tsary ireo fizarazarana na faritra samihafa amin' ny tanana, na trano na masinina iray.
7Soritsoritry ny hevitra velabelarina ao anatin' ny lahatsoratra iray izay alahatra araka ny heverina ho mahamety azy: Moa misy drafitra nosoritan' ny mpanoratra raha nanao io lahatsoratra io izy?. [1.1]
8vinavina voafaritry ny hotratrarina, ny enti-manana ary ny fotoana. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  9plan, planning. [1.13]
Ohatra  10 Natolotry ny Résident an-dRainilaiarivony io drafitra io tamin' ny 18 Oktobra. [2.508#550]
Tovy hevitra  11planina
Kamban-teny rehetra  12Fikambanana 6 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08