|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 pitsoka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fifandisoan-taolana.
4Folaka: Pitsoka ny tongony havia. 5Fahasimbana fanalahidy. [1.1] 6fifandisoan'ny vanintaolana. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7luxation.
[1.13] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 23 Fahasalamana |
| Fivaditsoratra | 24 kopitsa, 25 patsoky, 26 pitsoka, 27 potsika, 28 tsapoky, 29 tsipoka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|