|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 pitsohina |
| Fototeny | 2pitsoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4(taolana) Esorina amin' ny toerany.
5(varavarana) Vohana an-terisetra tsy misy fanalahidy: Pitsohy ity varavarana ity fa very ny fanalahidy. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|