|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanapitsoka |
| Fototeny | 2pitsoka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina manapitsoka, manala taolana amin' ny toerany na mamoha varavarana an-terisetra tsy misy fanalahidy.
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 5 fanapitsoka, 6 fanapotsika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|