|
|
|
|

Teny iditra1 mipitsoka
Fototeny  2pitsoka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Folaka, mioritra: Mipitsoka ny tongony.
5Simba: Nipitsoka ny famantaranandroko. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be sprained. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7se déboîter. [1.8]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 mipitsoka, 13 mitsapoky, 14 mpitsioka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12