|
|
|
|

Teny iditra1 paoka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fifaohana avy hatrany ary amim-pahakingana; fakana zavatra an-keriny, izay entina mandositra. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Fivaditsoratra  16 apoka, 17 kapao, 18 opaka, 19 paoka, 20 poaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19