|
|
|
|

Teny iditra1 fipaohana
Fototeny  2paoka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fifaohana avy hatrany ary am-pahakingana; fakana zavatra an-keriny izay entina mandositra: Ny fipaohan' ny papango ny zanak' akoho. [1.1]

Fivaditsoratra  5 fiapohana, 6 fipaohana, 7 fipoahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12