|
|
|
|

Teny iditra1 paohina
Fototeny  2paoka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Faohina avy hatrany ary amim-pahakingana: Nopaohin' ny papango ny akohokely.
5Alaina an-keriny avy hatrany dia entina mandositra: Nopaohin' ny tontakely daholo ny fitafiany rehetra tao an-trano. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be snatched, to be carried off. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7qu'on enlève lestement, qu'on rafle: Nopaohin' ny papango ny akoho kely (La papangue a enlevé les petits poulets) ~ Nopaohin' ny mpangalatra ny fitafiako rehetra teto an-trano (Les voleurs ont raflé tous mes vêtements dans la maison). [1.3]
8qu'on saisit, qu'on emporte. [1.8]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 anapiho, 15 anapohy, 16 anipaho, 17 ipohana, 18 paohina, 19 poahina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02