|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 toko |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Ireo biriky na vato telo ipetrahan' ny vilany andrahoana sakafo: Tambino ity toko tapaka ity sao mianjera eo ny vilany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4a trivet for supporting a kettle.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5trépied, les trois pierres fixées au foyer en guise de trépied sur lesquelles on met la marmite.
[1.3] 6trépied pour une marmite. [1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 7Fikambanana 12 amin' io teny io |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 9 toko |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11Fizarazaran' ny boky eo amin' ny fandaharana ny lahateny na ny tantara: Toko fahasivy.
12Fitambaran-javatra efa voatsinjarazara samy hitokana: Ohatrinona ny toko iray amin' ireto voanjo ireto?. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
13a group, a company.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14chapitre: Vakio ny toko fahadimy (Lisez le cinquième chapitre).
15tas, lot, part, escouade, bande: Ataovy toko folo ireo paiso ireo (Faites dix tas, dix parts de ces pêches) ~ Ataovy toko telo io hena io (Faites trois parts de cette viande) ~ Mikambàna amin' ny toko fahefatra hianao (Unissez-vous à la quatrième bande). [1.3] 16tas; chapitre; groupe, compagnie. [1.8] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 39Fikambanana 7 amin' io teny io |
| Ohabolana | 40 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 41 Koto, 42 toko |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|