|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mitady
Fototeny  2tady
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manao izay hahitana, mikaroka, mizaha: Mitady ny very.
5/ Mitady raharaha izy fa tsy mahita
.
6Maniry: Tsy misy mitady ny ho mahantra akory fa matetika manao izay ho vita ihany saingy tsy ambinina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to seek, to look for. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8chercher. [1.8]
Ohatra  9 Eny, mitady izany izy, mikaroka izany. [2.470#]
10 Ny ahy hadalana mitady hanina, hoy aho. [2.4#]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :
14 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  15mangirika, miharana, mikaroka, mikatsaka, mizaha
Kamban-teny rehetra  16Fikambanana 9 amin' io teny io
Ohabolana  17 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)18 mitady
Fototeny  19tady
Sokajin-teny  20 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  21vita tady. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  22twisted. [1.2]

Fivaditsoratra  23 dimaty, 24 madity, 25 mitady

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02