|
|
|
|

Teny iditra1 nify vao mamaky tany
Singan-teny  2nify, 3vao, 4mamaky, 5tany
Sokajin-teny  6 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7enti-milaza ny nifin' ny zaza vao miseho ka mampivonto ny akanjo-nify. [1.1]
Voambolana  8 Haiaina 9 Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12