|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ngamba |
| Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Entina milaza fisalasalana amin' ny valinteny; tsy manaiky na mandà fa miroaroa saina.
4Angamba. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5same as angaha and angamba; ngamba, nganja, ngenja, nginamba, nginanga, nginanja, nginao, nginaza, are all used familiarly for this..
[1.2] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|