|
|
|
|

Teny iditra1 angaha
Sokajin-teny  2 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Mpamaritra matoanteny enti-milaza fisalasalana tahaka ny angamba ary entina misolo azy raha manontany: Lasa angaha Rakoto teo? na raha manisikevitra somary maneso: Sasatry ny miaina angaha izato izy no manaonao foana ohatra itsy!. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4perhaps. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5peut-être?. [1.3#43, 1.8]
6c’est possible: Handeha koa angaha hianao (Seriez-vous peut-être au nombre des partants?) ~ Angaha tsy ho avy izy (Il ne viendra peut-être pas). [1.3#43]
Ohatra  7 Vita angaha izao fanadinan' ise? [2.643#]
8 Masiaka angaha ny ray aman-dreninao? [2.4#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19