|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ngadona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Feon' ny fanoto midoboka ao anaty laona, na ny tongotra mipaika amin' ny tany rehefa mandeha mafy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4a beating noise, a tremulous noise.
[1.2] 5a dull thumping sound. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6bruit sourd comme des pas ou d'un tambour.
[1.8] |
| Ohatra |
7 Tsy ny hevitra amam-pihetseham-po ato ihany no tokony hanakaranao ny valin-teny fa ny rafitry ny tononkalo sy ny ngadona koa, ohatra.
[2.285#145]
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 26 Feo |
| Teny iditra (2/2) | 27 ngadona |
| Sokajin-teny | 28 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
29fahatongavana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
30arrived suddenly.
[1.2] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 32ngandomievotra |
| Fivaditsoratra | 33 ngadona, 34 ngodana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|