|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fingadona |
| Fototeny | 2ngadona |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Toetran' ny zavatra mingadona, izany hoe midona (toy ny feo re avy amin' ny tongotra mamindra na avy amin' ny fanoto itotoam-bary).
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 5 fandaingo, 6 fingadona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|