|
|
|
|

Teny iditra1 angadona
Fototeny  2ngadona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Entina mitoto, mively. [1.1]
Ohatra  5 Nasain' ilay mpampiasa nijanona tamin' izay izy, fa nobaikoiny kosa hitehana angadona mandritra ny adiny iray. [2.472#]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 adangano, 11 angadona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12