|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 ngadonina
Fototeny  2ngadona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Totoina: Nongadoniny mafy ny vary ka torotoro.
5Pehina, velezina amin' ny tongotra: Aza ngadonina toy izany ny rihana sao miletsy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be trodden so as to resound.. [1.2]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11 ngadonina
Fototeny  12ngadona
Sokajin-teny  13 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy  14to be arrived at suddenly.. [1.2]
Haiendriteny 
15 Ny ankehitriny :
16 Ny lasa :
17 Ny hoavy :

Fivaditsoratra  18 andingano, 19 ngadonina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12