|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manamorona |
| Fototeny | 2morona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mankeo antsisina: Aza manamorona ny hady eo sao fanina ianao.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to follow the edge.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6suivre le bord de; s'approcher du bord de.
[1.8] |
| Ohatra |
7 Ilay lakan-drano manamorona ny fonenanay mantsy no solom-pantsakana.
[2.445#]
8 Filao avobe mirijarija no manamorona ny arabe izay mandalo terý avaratra. [2.356#] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 14 manamoròna |
| Fototeny | 15morona |
| Sokajin-teny | 16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manamorona [Fitanisana] |
| Fivaditsoratra | 17 mamoro-nana, 18 manamoròna, manamorona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|