|
|
|
|

Teny iditra1 amorona
Fototeny  2morona
Sokajin-teny  3 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4Eny amin' ny sisiny; manaraka ny morona na ny sisiny: Aza mijorojoro eny amoron-dalana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5at the edge. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6au bord, sur le bord. [1.3, 1.8]
Ohatra  7 Manasa lamba eny amorona eny ny mponina ambanivohitra, ahatsapana ny fiarahan' ny mpianakavy sy ny fiahiana tonkatrano. [2.470]
Haiendriteny 
8 Tsotra :
Kamban-teny rehetra  9Fikambanana 7 amin' io teny io
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 amorona, 12 manoroa, 13 maorona, 14 moroaña

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02