|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mivonona
Fototeny  2vonona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Vita fiomanana: Nivonona hiady izy matoa sahy mamaky ady.
5Mikasa: Nivonona hianatra izy raha vao nifoha.
6Manomana, manangona: Nivonona fiadiana ny tanàna. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to get ready to be prepared. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8être prêt, se préparer à faire une chose. [1.8]
Ohatra  9 Miandry ny kalesin-dalamby izy ireo ary matahotry ny hilaozany ka mivonona adiny iray na roa alohan' ny fahatongavany. [2.470]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :
Mpanahaka  14 manatrika, 15 miatrana, 16 miomana, 17 misikina

Teny iditra (2/2)18 mivonòna
Fototeny  19vonona
Sokajin-teny  20 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivonona [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  21 mivonòna, mivonona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03