|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 manatrika
Fototeny  2atrika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mahita maso: Nanatrika ny namonoana an' i Rainandriamampandry, hono, ny raibeny.
5Tonga amin' ny...: Tsy nanatrika ny fivoriana izy omaly fa nanavy.
6Manoloana, tandrify, amin' ny toerana manandrify: Manatrika ny lapan' ny tanàna ny tranonay. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to face one, to stand in presence of, to see, to witness, to act as spectators or witnesses.. [1.2]
8to face, to meet face to face. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9faire face; assister à. [1.8]
Ohatra  10 Avia manatrika, avia manoioana. [2.245#]
11 manatrika an' Ilaidama ve ianareo? [2.528#]
12 Dia eo manatrika ny manjo ny zanaka, anadahy, na vadin' ny tena. [2.472]
13 Mitsangana manatrika ny fefy vy mampisaraka azy amin' ny mpiasa izy ireo. [2.470]
Haiendriteny 
14 Ny ankehitriny :
15 Ny lasa :
16 Ny hoavy :
17 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  18Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  19 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)20 mañatrika
Sokajin-teny  21 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  22mitahy, manampy. [Sihanaka] [1.78]

Fivaditsoratra  23 mañakatry, 24 manakitra, manakitrà, 25 manatrika, mañatrika, 26 mikatrana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03