|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mivarotra omby anaty ambiaty |
| Singan-teny | 2mivarotra, 3omby, 4anaty, 5amby, 6aty |
| Sokajin-teny | 7 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
8mivarotra zavatra tsy fantatra akory.
[1.1] [manao varotra omby anaty ambiaty] 9mivarotra zavatra tsy aseho eo anatrehana akory fa lazalazaina am-bava fotsiny ny mombamomba azy. [1.62] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10to sell an ox among the shrubs; fig.
11to cheat in trade.. [1.2] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|