|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitsoka |
| Fototeny | 2tsoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mamono: Mitsoka ny jiro.
5Mamelona: Mitsoka afo. 6Mampangatsiatsiaka: Mitsoka ovy. 7Mampaneno: Mitsoka sodina. 8Mifofofofo: Nitsoka maraina ny rivotra androany. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 13mitso-drano |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 15 matsiko, 16 mikatso, 17 mitsako, 18 mitsoka, 19 motsika, 20 tsimoka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|