|
|
|
|

Teny iditra1 mitovy
Fototeny  2tovy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mifanabaka, mifandraika, mifanaraka ny endrika na ny habe: Mitovy izy mirahalahy ireo.
5Sahala, saingy misy maha-samy hafa azy kely ihany ireo teny roa ireo: ny "Sahala" dia enti-milaza indrindra fitoviam-bidy, lanja: Sahala ny anjaran' izy mirahalahy, fa ny "Mitovy" kosa dia fifanahafan' endrika na bika indrindra: Mitovy ny tarehin' izy mirahalahy.. [1.1]
6karaha, sahala; mifanaraka. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7pareil; conforme. [1.13]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Mpanahaka  12 angadymondrosyreniakoho, 13 gamatra, 14 kapokairay, 15 katrokairay, 16 lasitrairay, 17 mahaleony, 18 mahatorakany, 19 mifamatra, 20 mifandanja, 21 mifanentana, 22 mifanerana, 23 movatsy, 24 navelatao, 25 ohatra, 26 sahala, 27 sahymitahy, 28 tahakany, 29 toa, 30 toyny, 31 toraka, 32 tsyambakanohony, 33 tsylatsadanjanohony, 34 tsymisyfankaiza, 35 tsymisyhafa, 36 tsymisyivoasana, 37 tsymisyvalaka, 38 vakintsaonjoroa
Kamban-teny rehetra  39Fikambanana 24 amin' io teny io
Ohabolana  40 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02