|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mova tsy |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3(Moa ve tsy na Miova tsy) Teny enti-milaza fitoviana ara-pampitahana: Mova tsy ny dian-tongotra havia ny sarintanin' i Madagasikara.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4tout à fait semblable à: Mova tsy ny adala izy (Il est tout à fait semblable à un fou) ~ Mova hianao tsy izy (Vous lui ressemblez tout à fait).
[1.3#447] |
| Ohatra |
5 Mova tsy nitana aina ny tontolo / Nanaraka ny fiomanana rehetra
[2.576]
6 Mova tsy ny manontany ahy izay faritry ny sandriko foiko hotapahina [2.298] 7 Moava tsy fomba firesak'izy roa fony izy ireo nifankahita voalohany indrindra ka nahatonga an-dRasoa ho fofombadin-dRainitoandro, taona maro lasa izay [2.470] |
| Tsipelina hafa | 8miova tsy, moa va tsy, moa ve tsy |
| Tovy hevitra | 9mitovy amy, ohatra ny, tahaka ny |
| Fivaditsoratra | 10 mavotsy, 11 mova tsy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|