|
|
|
|

Teny iditra1 mitora-jofo
Singan-teny  2mitoraka, 3jofo
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fitokoavana  5mijofo [1.1]
Ohatra  6 Tsy nisy orana na erikerika andro vitsivitsy, hany ka mitorajofo ery ny vovoka amin' ny arabe migodàna. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/27