|
|
|
|

Teny iditra1 mitoraka
Fototeny  2toraka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manipy vato amin-javatra mbahahavoa azy: Nitora-bato ny voronay izy.
5Mizotra mahitsy: Nitoraka nianatsimo izy nony tonga teo amin' io havoana io. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to throw. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7Lancer quelque chose, jeter contre ; se diriger vers, se dit d’un chemin, d’un pays qu’on indique: Nitora-defona ny lambo aho ka matiko izy (J’ai lancé la sagaie contre le sanglier et je l’ai tué) ~ Iny làlana mitoraka miankandrefana iny aleha (Prenez ce chemin qui se dirige vers l’ouest). [1.3#730]
8jeter, lancer. [1.8]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 maitroka, 16 miokatra, 17 mirotaka, 18 mitaroka, 19 mitoraka, 20 mitraoka, 21 mitroaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02