|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitomany randrana manendrika ny sasany |
| Singan-teny | 2mitomany, 3randrana, 4manendrika, 5sasany |
| Sokajin-teny | 6 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
7tsy mitsapa raha manendrika ny tena izay atao na tsia, fa ataon' ny hafa ka dia mba atao koa.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|