|
|
|
|

Teny iditra1 manendrika
Fototeny  2endrika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mety tsara amy...: Manendrika azy iny akanjo iny.
5Mifanaraka: Manendrika ny fahaizany ny zavatra vitany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to adorn, to embellish; to be suitable in appearance for a person or condition. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7embellir; convenir à; être en rapport avec la dignité de. [1.8]
Ohatra  8 ny lohasaha tsy manana hatsaran-tarehy intsony, fa lasa ny vary nanendrika sy nandravaka azy, ary ny hazo koa niantomboka mena ravina. [2.324]
9 manendrika ny vozonao ireo rado. [2.996]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  13mitomany randrana manendrika ny sasany
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 manendraky, 16 manendrika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02