|
|
|
|

Teny iditra1 mitomany hena momba famaky
Singan-teny  2mitomany, 3hena, 4momba, 5famaky
Sokajin-teny  6 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7enti-milaza ny olona kahihitra izay miferinaina amin' ny fandaniana kely tsy azo ialana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12