|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 momba |
| Sokajin-teny | 2 mpampitohy [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Ny amin' ny, mikasika ny...: Niresaka momba ny fitsapana hevibahoaka izahay.
[1.1] |
| Ohatra |
4 Dia niresaka momba ny varotra sy ny vidin-javatra izy mivady.
[2.470]
|
| Kamban-teny rehetra | 5Fikambanana 11 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 6 momba |
| Sokajin-teny | 7 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
8Tsy miteraka: Taloha nalain' ny fanjakana ny fananan' ny olona momba (ny biby raha tsy miteraka, tsy mba atao hoe momba fa bada).
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9barren (used of human beings).
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10barren.
11Used of women. [1.3] 12stérile (se dit ses personnes). [1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 13maty momba |
| Teny iditra (3/4) | 14 momba |
| Fototeny | 15omba |
| Sokajin-teny | 16 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
17Manaraka, mihazo: Nomba irý lohasaha ambany atsimo irý izy.
18Miaraka, mandeha miaraka, manotrona: Intý ny lambamena homba ny maty ~ Nisy lehilahy telo nomba azy. 19Miandany, manampy: Moa momba ny tarik' i Rainisongomby ve ianao?. 20Mikasika: Miresaka momba ny fanampiana ireo tra-boina ny fokonolona. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
21to follow, to accompany, to associate with, to take part with..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
22suivre, accompagner, aller ensemble, suivre une direction; se ranger du parti de quelqu'un, concerner, regarder: Misy miaramila maro momba azy (Il y a plusieurs soldats qui l'accompagnent) ~ Nomba tanety izy (Il est passé par terre) ~ Nomba io tendrom-bohitra io izy (Il a suivi cette montagne) ~ Momba ny mpikomy izy (Il s'est rangé du côté de rebelles) ~ Raharaha momba ny fianakaviako izany (C'est une affaire qui regarde ma famille).
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 27Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (4/4) | 28 mombà |
| Fototeny | 29omba |
| Sokajin-teny | 30 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao momba [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 31 mambo, 32 momba, mombà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|