|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mitaiza
Fototeny  2taiza
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mampinono, mamelona: Nitaiza ny zanany rehetra io vehivavy io.
5Mikarakara izay hahasoa, miahy: Rakoto zokiko no mitaiza io lahiantitra io.
6Manao izay haha-olom-banona: Mitaiza tsara ny mpianany io mpampianatra io.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to nurse, to bring up. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8nourrir, élever. [1.8]
Ohatra  9 Izy izao no mitaiza an-dRazaimalala? [2.324]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :
Mpanahaka  14 mamelona, 15 miahy, 16 mikajakaja, 17 mikanonkanona, 18 mikarakara, 19 miraharaha
Kamban-teny rehetra  20Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  21 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)22 mitaizà
Fototeny  23taiza
Sokajin-teny  24 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitaiza [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  25 mitaiza, mitaizà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02