|
|
|
|

Teny iditra1 mamelona
Fototeny  2velona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mahatongaho velona; manome aina: Ny fanahy no mamelona ny vatana.
5Miahy, mikarakara: Io Rangahy io no namelona anao fony kely.
6Mampaneno, mively: Iza no namelona ny lakolosy tao?.
7Mahatonga hirehitra, mampirehitra, mahatonga ho voasoritra tsara: Mamelon-jiro antoandro ry zareo ao avaratra / Izaho no vao namelona io soratra io fa efa saiky tsy hay novakina izy io tao.. [1.1]
8manome sakafo. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  9to animate; to supply with the necessities of life, to support. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10animer. [1.3, 1.8, 1.5]
11nourrir. [1.3, 1.13, 1.5]
12entretenir. [1.3, 1.8, 1.13]
13ranimer; faire vivre. [1.3, 1.8]
14donner la vie. [1.3, 1.13]
15vivifier, remettre en vigueur. [1.3]
16allumer, mettre en marche. [1.5]
17sonner. [1.3, 1.5]
Ohatra  18 ny fanahy ihany no mamelona ny vatana (c’est l’âme qui anime le corps) [1.3]
19 Andriamanitra no mamelona ny olona rehetra (c’est de Dieu que dépend la vie des hommes, c’est Dieu qui nourrit les hommes) [1.3]
20 ny hafanan’ ny masoandro no mamelona ny zava-maniry (la chaleur du soleil vivifie les plantes) [1.3]
21 Idada no saina sy rivotra mamelona antsika! [2.499]
22 Mandritra izany fotoana rehetra izany, izy koa no mitarika sy mamelona ny resaka. [2.4]
Haiendriteny 
23 Ny ankehitriny :
24 Ny lasa :
25 Ny hoavy :
26 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  27Fikambanana 7 amin' io teny io
Ohabolana  28 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02