|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitahiry an-karona tsy azom-boalavo |
| Singan-teny | 2mitahiry, 3harona, 4tsy, 5azo, 6voalavo |
| Sokajin-teny | 7 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
8fiteny ilazana ny sakafo efa tonga any an-kibo.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|