|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 voalavo
Fototeny  2lavo
Sokajin-teny  3 matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy  4put down, thrown. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5renversé, jeté à terre. [1.3]

Teny iditra (2/3)6 voalavo
Sokajin-teny  7 anarana
Fanazavàna teny malagasy  8Biby lavalava vatana, tsoky loha, lava rambo, mpanimba zavatra (indrindra ny voly sy tahirin-tsakafo) ary mpanely ny areti-mifindra amin' ny parasy entiny.
9Misy karazany telo ny voalavo: ny voalavo mainty, ny voalavo fotsy ary ny voalavon-drano. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10a rat. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11a species of rat.
12Mus alexandrinus.
13[Fiji: kalavo; Dyak: blawow; Mankassar: balawo]. [1.3]
14rat. [1.54, 1.8, 1.13]
15souris, rat. [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Ohatra  16 voalavo maro be mihitsy no hitako tamin' izany. [2.445]
17 Ny ampitson' iny, betsaka ny olona no nahita voalavo maty. [2.472#]
18 Nony tonga teny am-povoan-drano, nahatsiaro noana ny voalavo. [2.442]
Voambolana  19 Haibiby: mampinono
Kamban-teny rehetra  20Fikambanana 18 amin' io teny io
Ohabolana  21 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/3)22 voalavo
Sokajin-teny  23 anarana
Fanazavàna teny frantsay  24Se disait des sorciers. [2.415]
25sorcier. [1.3]
Kamban-teny rehetra  26Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  27 voalavo, 28 voavalo, 29 voavola

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02