|
|
|
|

Teny iditra1 mitahiry
Fototeny  2tahiry
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manokana amin' ny toerana iray mba tsy ho lany na ho very na ho simba: Mitahiry vola hampianarany ny zanany rahatrizay izy.
5Mitana: Tsy nitahiry afa-tsy izay boky ilainy izy fa namidiny daholo ny sisa rehetra.
6Mitana amim-pitandremana, mampaharitra amin' ny toetra tsara: Nitahiry ny hadiovam-pony izy mandra-pahafatiny.
7Mampaharitra: Mitahiry izao tontolo izao Andriamanitra.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8to keep, to take care of, to guard. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9conserver, garder. [1.8]
Ohatra  10 Ny tatavia dia kitapo mitahiry ny amany. [2.424#]
11 Avoahy haingana re, Andriamatoa, raha misy fa mitahiry loza! [2.643#]
12 mitahiry tsiambaratelo mavesatra ny toerana maro any an' ala. [2.472#]
Haiendriteny 
13 Ny ankehitriny :
14 Ny lasa :
15 Ny hoavy :
16 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  17Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  18 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02